|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 miantrano |
| Fototeny | 2trano |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Miditra ao an-trano.
5Mangata-bady: Amin' ny Asabotsy no hiantrano any amin-dry Saholy ny zanakolahy. [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6entrer dans la maison de quelqu'un.
[1.3#740] |
| Ohatra |
7 Rehefa miantrano ao aminao, na ray aman-dreny fotsy volo, na zaza terak' omaly, dia samy tsy maintsy miditra eo ambany fanapahanao.
[2.285#]
|
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 12 manonitra, 13 miantrano |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|