|
|
|
|

Teny iditra1 miantomboka
Fototeny  2tomboka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Rafitra: Niantomboka niasa izy raha vao avy nokabarin-drainy.
5Miandoha: Miantomboka amin' ny herinandro ambony ny ririnina. [1.1]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :
Mpanahaka  10 miandoha, 11 mitehina, 12 mitsidika

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12