|
|
|
|

Teny iditra1 miandoha
Fototeny  2loha
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Miantomboka: Efa miandoha ny lohataona ka mitsimoka ny ahitra. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5to commence, to begin. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6avoir sa source, son commencement à; commencer. [1.8]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :

Fivaditsoratra  10 andamohy, 11 miandoha, 12 oman-dahy

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12