|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 aniana
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3ira momba ny tenona. [Betsimisaraka] [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  4yarn finally prepared for the loom.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5l'écheveau, la trame ourdie. [1.3#48]

Teny iditra (2/2)6 aniana
Sokajin-teny  7 anarana
Fanazavàna teny malagasy  8Filazana am-pahibemaso fa tsy hiova amin' ny teny natao, na koa marina izay lazaina. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9an oath. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  10serment, jurement. [1.3#48]
Sampanteny 
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :

Fivaditsoratra  15 Anania, 16 aniana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19