|
|
|
|

Teny iditra1 miangiangy
Fototeny  2angiangy
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Manao valavala ratsy ka tsy menatra akory eo imasom-bahoaka: Miangiangy aoka izany amin' ny sakaizany io tovolahy io. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5to be proud, to be arrogant, to be too bold and too self-confident.. [1.2]
6to be of a nature loving neatness, etiquette, outside appearances; to be affected in everything. [Provincial] [1.2]
Ohatra  7 Izany no hihatra aminy dia noho ny avonavony, satria naneso sy niangiangy tamin'ny vahoakan'ny Tompon'ny tafika. [2.996]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :
11 Filaza mandidy :
Mpanahaka  12 sahyloatra, 13 tsymahalalamenatra, 14 tsyvakyafero, 15 tsyvakyatatra, 16 tsyvakyaty, 17 tsyvalahara

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31