|
|
|
|

Teny iditra1 tsy vaky atatra
Singan-teny  2tsy, 3vaky, 4atatra
Sokajin-teny  5 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6olona tsy mahalala menatra na kely ara; olona lany henatra. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7impudent, éhonté. [1.3]
Ohatra  8 Araka ny filazany, dia olon-dratsy sy tsy vakiatatra daholo ireny olona ireny. [2.4]
Tsipelina hafa  9tsy vakiatatra
Tovy hevitra  10tsy vaky afero
Tohi-kevitra  11vaky atatra

Fivaditsoratra  12 tsyvakiatatra, 13 tsy vaky atatra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02