|
|
|
|

Teny iditra1 mialin-taona
Singan-teny  2mialina, 3taona
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5enti-milaza zavatra navela haharitra herintaona, toy ny henam-pandroana izany, izay amelàna hohanina amin' ny fandroana manaraka. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6to be kept from one annual festival [fandroana] to the next, said of the jaka.. [1.2]

Fivaditsoratra  7 ilay montana, 8 Imanontalay, 9 mialin-taona

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12