|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 mialina
Fototeny  2alina
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Maharitra mandritra ny fotoana elaela: Efa nialina andro io laoka io ka simba ~ Hena mialin-taona no hanina amin' ny Fandroana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5to partially penetrate.
6to remain a night before being used, as mud for making walls, etc.. [1.2]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :

Teny iditra (2/2)10 mialina
Fototeny  11alina
Sokajin-teny  12 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  13matory andalana mandritry ny alina maromaro. [Sihanaka] [1.78]
14Miasa alina, mandany ny alina miasa: Nialina izy vao nahavita io zaitra io.
15Misakafo hariva: Tamin' ny sivy izahay vao nialina omaly.
16Mihinana (zavatra hafa noho ny vary) amin' ny hariva, amin' ny alina: Mialim-bomangary zareo ato atsimo.. [1.1]
Ohatra  17 Amin' ny Betsileo ny kanakana mialina no ataony hanim-py malaza. [1.437#]
Kamban-teny rehetra  18Fikambanana 3 amin' io teny io

Fivaditsoratra  19 limaina, 20 maiñila, 21 malaiñy, 22 mialañy, 23 mialina

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08