|
|
|
|

Teny iditra1 miala sasatra
Singan-teny  2miala, 3sasatra
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5maka aina. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6to rest from fatigue, to refresh one's self when weary or tired.. [1.2]
7to rest. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8se reposer, s'arrêter. [1.3, 1.5]
9se reposer. [1.8]
Ohatra  10 Nilentika ny masoandro, ka nanapa-kevitra izy rehetra, fa hanao sakafo sy hiala sasatra eo, vao manohy ny diany. [2.324]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12