|
|
|
|

Teny iditra1 miala salohy fito
Singan-teny  2miala, 3salohy, 4fito
Sokajin-teny  5 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6mihataka tora-defona betsaka alefan' ny olona iray na alefan' ny olona maro.
7Miala tsiny be dia be. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12