|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 salohy
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Tendrony ambony amin' ny zavamaniry sasantsasany toy ny vary, izay iraiketan' ny voa mirindrarindra amin' ny taho: Mahafinaritra amin' ny fetin' ny santabary ny mahita ankizy kely milanja salohim-bary lehibe aoka izany.. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4a head of rice; a cluster of grapes. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5épi, grappe. [1.3]
6épis de riz; grappe de raisins. [1.8]
7(toute l'île).
8Nom des inflorescences ramifiées : grappes, panicules, corymbes.
9On donne aussi le même nom aux infrutescences qui en dérivent.
10Exemples : salohim-bary : panicule du riz ; salohim-boaloboka : (de voaloboka) : grappe de raisin.. [1.196]
Ohatra  11 Ao ny siokan’ny salohy navesa-boa [2.576]
12 salohy milofika tsara lamina toy izany no avy hatrany hitan' izy mpamangy tonga [2.472]
Voambolana  13 Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny
Kamban-teny rehetra  14Fikambanana 3 amin' io teny io
Ohabolana  15 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/3)16 salohy
Sokajin-teny  17 anarana
Fanazavàna teny malagasy  18Lefona. [Betsimisaraka] [1.1]

Teny iditra (3/3)19 Salohy
Singan-teny  20salohy
Sokajin-teny  21 anarana (lohatenin' boky) [Fitanisana]
Mpanoratra  22Ratsifandrihamanana Clarisse
Mpanonta printy 

Fivaditsoratra  24 salohy, Salohy, 25 silaho

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05