Teny iditra |
miala safay
|
Singan-teny | miala ; safay |
Sokajin-teny | kambanteny
|
Fanazavàna teny malagasy | ( manao alasafay no fampiasa matetika indrindra) Manao kely foana fa tsy tena manao mba ho fialana tsiny fotsiny: Oadray! ry Koto, izao ve mba fafa trano e! niala safay fotsiny ianao fa tsy tena namafa
[1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To trifle, to act perfunctorily, to do a thing for mere appearance's sake. [1.2]
|
| To work for appearance's sake only [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Travailler pour la bonne forme seulement [1.8]
|
Tovy hevitra | ~ |
Ohabolana |
|