|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 misafay |
| Fototeny | 2safay |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4(manao alasafay no fampiasa matetika indrindra) Manao kely foana fa tsy tena manao mba ho fialana tsiny fotsiny: Oadray! ry Koto, izao ve mba fafa trano e! nisafay fotsiny ianao fa tsy tena namafa.
[1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Tovy hevitra | 8manao alasafay, miala safay |
| Fivaditsoratra | 9 FISAMIA, 10 misafay, 11 misafia |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31 |
|