|
|
|
|

Teny iditra1 miala rivotra
Singan-teny  2miala, 3rivotra
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5mihataka amin' ny rivotra iainana andavanandro -- miala amin' ny trano fonenana misy mosavy nataon' olona. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6to take exercise for the purpose of getting fresh air.. [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12