|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 meda
Sokajin-teny  2 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3Miresaresa, tsy maka mahery, miraikiraiky, mitahontahona: Meda izy amin' izay ataony rehetra. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4(peu usité) lent, lambin. [1.3]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Anarana :
Mpamaritra :
Tovy hevitra  8medameda
Mpanahaka  9 mikisinkisina, 10 milasilasy, 11 mimeda, 12 mitahontahona, 13 mitaraikiraiky, 14 mitaredretra, 15 mitaveravera, 16 mitavozavoza, 17 mitsiredretra

Teny iditra (2/2)18 Meda
Sokajin-teny  19 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  20Medes. [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  21Mèdes. [2.996]
Ohatra  22 Mahalala ny làlana mankany amin'ny tanin'ny meda va hianao? [2.996]
Voambolana  23 Soratra Masina

Fivaditsoratra  24 Madé..., 25 meda, Meda

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03