|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mavomavo |
| Fototeny | 2mavo |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Ambany, tsy misy vidiny, atao tsinontsinona: Manao anay tambanivohitra ho mavomavo mihitsy ianareo tambonivohitra.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5de condition obscure, qui ne s'habille pas selon sa position, mal habillé.
[1.3] |
| Ohatra |
6 Aza ny tarehiko mavomavo no jerenao fa ny havako any Dilambato heverina aza ny toho mihahy no tazanina fa ny lefo-mitsangana.
[2.131]
7 Ny tanety nanjary mavomavo, fa efa maimaina daholo ny volon'ahitra rehetra; [2.324] 8 Ary izany dia Malagasy mahantra, mavomavo, tsy manam-pahaizana, faraidiny amin' ny toerany eo amin' ny fiaraha-monina. [2.472] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 10olona mavomavo |
| Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|