|
|
|
|

Teny iditra1 fahamavomavoana
Fototeny  2mavomavo
Sokajin-teny  3 anarana
Ohatra  4 hitako fa tsy eo amin' ny hetraketraka sy ny fizahozahoana no akany misy ny fitiavana fa etsy amin'ny fahamavomavoana sy ny fandeferana. [2.895]
Haiendriteny 
5 Tsotra :
6 Tovonana :

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29