|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mavitribitrika |
| Fototeny | 2vitribitrika |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Matanjaka ary mazoto, marisika hanao zavatra: Aoka havitribitrika rehefa miasa fa aza milasilasy toy izao.
[1.1] |
| Tovy hevitra | 5mavitrika |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|