|
|
|
|

Teny iditra1 maty andoha tandroka
Singan-teny  2maty, 3andoha, 4tandroka
Sokajin-teny  5 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6fombam-piteny fanao amin' ny ady hevitra ka enti-milaza hoe vao miandoha dia resy. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12