|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 matsora
Fototeny  2tsora
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Be rano, tsy marihitra, tsy madity: Matsora izany ro izany.
5Enti-milaza loko na volon-javatra mazavazava: Tiako ihany itý lamba mangamanga itý na dia matsora aza ny volony. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6liquid, watery, thin; cf.
7rihitra. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8liquide, fluide, cf.
9rihitra. [1.8]
Ohatra  10 matsora be izy izany, aoka aloha hasiana lafarinina, hoy i Mora. [2.442#]
11 Manga tanora ny erý lavidavitra, mandray ny lokon' ny lanitra manga matsora! [2.499#]

Teny iditra (2/2)12 matsora
Sokajin-teny  13 anarana
Fanazavàna teny frantsay  14(probablement de soratra : écriture) On vendait des formules écrites en caractères arabes comme talismans jusqu'au 19e Siècle.
15Ce mot a pris le sens récent de : mauvais remède, remède de pacotille).. [Tankarana, Sakalava] [1.196]
Voambolana  16 Haizavamaniry

Fivaditsoratra  17 matsora, 18 tra-maso

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/13