|
|
|
|

Teny iditra1 matotra
Sokajin-teny  2 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3Tomady, matanjaka.
4Enti-milaza toetran' olona mahay mandanjalanja izay ataony ary tsy mba miovaova: Efa mato-tsaina ve ny tanora vao valo ambin' ny folo taona?. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5stout, muscular, powerful. [1.2#435]
Fanazavàna teny frantsay  6robuste. [1.3#438, 1.5#208]
7musculeux. [1.3#438]
8mûr. [1.5#208]
Ohatra  9 Manan-toetra matotra izy, tsy azon 'iza notambazana; [2.1022#]
10 Inona no tena matotra ijoroantsika, ka hajaintsika tanteraka? [2.245#11]
11 Firenena mato-tsaina isika, ka tsy handraraka ilo mby an-doha [2.285#260]
Haiendriteny 
12 Tsotra :
13 Tovonana :
Sampanteny 
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  16mato-tsaina

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08