|
|
|
|

Teny iditra1 matim-pitia
Singan-teny  2maty, 3fitia
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5ilazana ny olona voa mafy noho ny fitiavana nikirizana sy nisisihana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6in love to the point of foolishness. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7follement amoureux. [1.8]
Voambolana  8 Ontam-po

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11