|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 matavy an-dela |
| Singan-teny | 2matavy, 3lela |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5manao azy ho mahay na manankarena, nefa tsy izany; fatra-mampanantena zavatra betsaka, nefa tsy manome inona akory.
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|