|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 masindahy |
| Singan-teny | 2masina, 3lahy |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
5a saint male.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6saint.
[1.8] |
| Ohatra |
7 Ny sarin' ny masindahy George mitan-tsabatra kosa ambony soavaly kosa ity;
[2.470#]
8 Hoy i masindahy Vincent de Paul : tsy maintsy angatahantsika fifonana izay omentsika ny mahantra. [1.369#] |
| Voambolana | 9 Fivavahana |
| Tsipelina hafa | 10md, md |
| Tohi-kevitra | 11masimbavy |
| Fivaditsoratra | 12 masindahy, 13 misindaha |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|