|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 masim-bava |
| Singan-teny | 2masina, 3vava |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5enti-milaza ny olona maminavina zavatra ka matetika tanteraka izay lazainy.
[1.1] |
| Ohatra |
6 Vitan' olona mafilahy mana-tsaina atahorana raha manao firavava fa masimbava.
[1.381#]
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|