|
|
|
|

Teny iditra1 marin-tampona
Singan-teny  2marina, 3tampona
Sokajin-teny  4 kambanteny
Ohatra  5 Havoana ihany Analatelo, saingy malalaka sy somary marin-tampona. [2.472]
6 torak'izany koa Neftali eo amin'ny havoany marin-tampona. [2.996]
Ohabolana  7 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02