|
|
|
|

Teny iditra1 marina raha
Singan-teny  2marina, 3raha
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5fomba fiteny enti-manda izay lazaina aorian' io teny io: Marina raha naka ny bokinao aho (mandà mafy izy fa tsy naka). [1.1]
Tohi-kevitra  6marina raha tsy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02