|
|
|
|

Teny iditra1 maridrefy
Singan-teny  2marika, 3refy
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Filazana habe na halavan-javatra amin' ny tsipika ampahafolo na ampahazato na ampaharivo...n' ny tena habeny; ohatra: amin' ny sarintany vita mandrefy 1/250.000, ny halavana 1sm dia 1sm / 260.000 sm na 2500 m, na 2,5 km amin' ny tena izy; valandotra. [1.1]
6(mari-drefy) mpanohatra ny refin-jeva an-tsary sy refin-jeva tena izy. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  7(mari-drefy) échelle d'un plan ou d'une carte. [1.13]
Voambolana  8 Matematika: rafitsary
Tovy hevitra  9valandotra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12