|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 valandotra |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Toetran' ny olona mandry ka mivalampatra ny tongony aman-tanany noho ny faharerahana na ny aretina.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4l'état de ce qui est étendu, couché de tout son long.
[1.3] |
| Sampanteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 9 valandotra |
| Sokajin-teny | 10 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
11Ny filazana hoe ampahafirin' ny refin-javatra iray ny sary entina milaza azy.
12Ohatra: misy trano 12 m. 13ny lavany, ary ny sary milaza io halavany io 4 sm; ny valandotra nampiasaina dia 1/300, izany hoe: 1 sm amin' ny sary dia 1 sm x 300 = 3 m amin' ny tena izy; mari-drefy. [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
14échelle graphique.
[1.13] |
| Tovy hevitra | 15mari-drefy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|