|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 manaraina
Fototeny  2maraina
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Tonga maraina: Rahampitso indray monaraina.
5Mivoaka ny trano na mandeha miasa vao maraina: Miasa manaraina izany izy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6to go to work or start a voyage early in the morning. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7commencer son travail ou partir en voyage de grand matin. [1.8]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :
Ohabolana  11 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)12 mañaraina
Sokajin-teny  13 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  14mijanona indray andro. [Tanosy] [1.78]

Fivaditsoratra  15 amarinana, 16 amiranana, 17 mañairaña, 18 manaraina, mañaraina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02