|
|
|
|

Teny iditra1 maotona
Sokajin-teny  2 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3Tsy tia pelipelika na jejo fa mipetrapetraka, mitandrina tsy hanao fihetsika manafintohina ny sasany: Zazavavy maotona.
4Enti-milaza ny andro tony tsara, tsy mandrivotra: Maotona dia maotona izany andro izany. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5modeste, réservé, paisible, calme. [1.3]
Sampanteny 
Anarana :
Mpamaritra :
Tovy hevitra  11maotina

Fivaditsoratra  12 amotano, 13 antomoa, 14 manotoa, 15 maotona

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19