|
|
|
|

Teny iditra1 fahamaotona
Fototeny  2maotona
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Toetran' ny olona maotona, tsy mipelipelika, tsy taitaitra, tony tsara, tsy mandrivotra (andro): Ny hamaoton' ny andro. [1.1]
Tovy hevitra  5hamaotona

Fivaditsoratra  6 fahamaotona, 7 mahafotoana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12