|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 hamaotona |
| Fototeny | 2maotona |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Toetran' ny olona maotona, tsy mipelipelika, tsy taitaitra, tony tsara, tsy mandrivotra (andro): Ny hamaoton' ny andro.
[1.1] |
| Tovy hevitra | 5fahamaotona |
| Fivaditsoratra | 6 anamotaho, 7 hamaotona |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|