|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 manontanintany |
| Fototeny | 2ontanintany |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Ohatra |
4 Tsy tafandry ny sainy ka lasa nanontanintany ny olona teo akaikiny
[2.324]
5 Aleo manontanintany foana ihomehezana, toy izay manaonao foana ho tezerana [2.558#14] 6 Raha ity moa ka ao izy fa atahorany hanontanintany azy ny amin' ny ombin' Ingahy sisa aty aho ka hodiany tsy fantatra? [2.643#112] |
| Haiendriteny |
|
| Tsipelina hafa | 10manontanitany |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|