|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 manondro
Fototeny  2tondro
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Manambara zavatra na olona, ny misy azy, amin' ny rantsantanana na amin' ny zavatra hafa: Nofadin' ny Ntaolo ny manondro fasana.
5Manoro, milaza: Ny rahalahinao ihany no nanondro anao ho nanao izany.
6Manamarika: Manondro amin' ny valo latsaka fahatelony ny sahazabem-pamantaranandro. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7to point at, to point out. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8indiquer avec le doigt; indiquer. [1.8]
9pointer du doigt. [Sakalava-Mayotte] [1.405]
Ohatra  10 Tsy manondro olona ho mpangalatra tsy akory aho fa mba manontany fotsiny. [2.472]
11 Tsy misy porofo na adi-hevitra izany, fa loko io ka samy manondro izay azoazony. [2.5]
12 manondro molotra izy sady mihifikifi-doha ka manao hoe: [2.996]
Haiendriteny 
13 Ny ankehitriny :
14 Ny lasa :
15 Ny hoavy :
16 Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  17Fikambanana 8 amin' io teny io
Ohabolana  18 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)19 manondro
Sokajin-teny  20 anarana
Fanazavàna teny frantsay  21(de tondro : le doigt tendu, l'index, nom donné aux points de repère que prennent les piroguiers sur la côte, cet arbre, de grande taille, est souvent l'un de ces points de repère).
22Barringtonia racemosa (L.) Spreng.
23(Lecythidaceae).
24Les fruits et écorces écrasés dans de l'eau servent de poison de pêche.
25Ils sont riches en saponines triterpéniques (barringtogénines).. [Sakalava, Betsimisaraka]
26(arbre souvent planté autour des villages et qui sert aussi de point de repère).
27Ficus trichopoda Baker (Moraceae).
28Fruits comestibles, écorces à fibres.
29Le latex passe pour avoir des propriétés vulnéraires.. [Sakalava] [1.196]
Voambolana  30 Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  31 mandrôño, 32 manondro

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02