|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 manominda
Fototeny  2sominda
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Manapa-tenda: Matokia manominda fa izaho eto hitana ny tongony. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5couper la gorge. [1.3#626]
Ohatra  6 manominda omby ny olona, mamono ondry, mivoky hena sy misotro divay, manao hoe: Aoka hihinana sy hisotro isika, fa ho faty ihany rahampitso. [2.996#29.022.013]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
10 Filaza mandidy :
Tsipelina hafa  11manasominda

Teny iditra (2/2)12 manomindà
Fototeny  13sominda
Sokajin-teny  14 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manominda [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#626]

Fivaditsoratra  15 manominda, manomindà

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03