|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 manohana
Fototeny  2tohana
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Manisy tohana: Manohana rindrina ~ Manohana ny fanjakana.
5Manakana: Moa ve misa miaramila hanohana ny fahavalo tsy handroso?.
6Manampy, mamonjy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7to support, to prop up. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8étayer, soutenir. [1.8]
Ohatra  9 Ny ranomaso hatrany no mijohy mamonto ny tavany, mahazo ny vozony, tonga hatreny amin' ny sandrin-dreniny manohana azy. [2.470]
Haiendriteny 
10 Ny ankehitriny :
11 Ny lasa :
12 Ny hoavy :
13 Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  14manao lambo manoha-dia

Teny iditra (2/2)15 manohàna
Fototeny  16tohana
Sokajin-teny  17 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manohana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]

Fivaditsoratra  18 mahañona, 19 manahona, manahòna, 20 manohàna, manohana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05