|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 manofahofa |
| Fototeny | 2hofahofa |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Ohatra |
4 Teo am-piaingana, velon-tsiky aho nanofahofa tanana : veloma tamin' ilay sakaiza tiako iny.
[2.4]
5 i Tapakala, toa efa manofahofa tanana handray ireto mpivahiny lavi-dàlan-kaleha. [2.499] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 9 famofohana, 10 manofahofa |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29 |
|