|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 manidina |
| Fototeny | 2idina |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
[mañidiña]
4mandraraka rano.
[Tambahoaka]
[1.78] [mañidiña] 5mandrotsaka rano, manondraka. [Sihanaka] [1.78] 6Manao izay hidinana, mampidina, mandrotsaka: Manidina kafe ao anaty kaopy. 7Mandatsaka ao anaty lasitra: Manidina lakolosy. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8to pour out, to take down; to cast.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9Faire descendre, verser dans, couler dans un moule.
[1.3] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/3) | 14 manidina |
| Fototeny | 15sidina |
| Sokajin-teny | 16 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
17Mihetsika na mihantona eny amin' ny rivotra amin' ny alalan' ny elatra: Manidina ambony ny papango.
18Mandeha eny amin' ny habakabaka: Nahita aeroplanina nanidina aho tamjn' ny 7 ora teo ho eo. 19Mihantona, mivoivoy eny amin' ny rivotra: Aza kopahina mafy io fandiavana io fa manidina ny vovoka. 20Mandeha na mihazakazaka haingana dia haingana: Manidina izany raha soavaly. 21Enti-milaza olona -- indrindra ny vehivavy -- mandehandeha, tsy tsara fitondran-tena: Ho lany zara marina io tovovavy fatra-panidina io. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
22to fly.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
23voler dans l'air.
[1.8] |
| Ohatra |
24 Ny voro-manidina dia maro karazana sady betsaka tokoa
[1.38]
|
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 29Fikambanana 5 amin' io teny io |
| Ohabolana | 30 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (3/3) | 31 manidìna |
| Sokajin-teny | 32 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manidina [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fivaditsoratra | 33 manidìna, manidina, 34 miandany, 35 midanina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05 |
|