|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 idina |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Filatsahan' ny rano ao anaty zavatra ambany toerana: Ataovy tsara idina ny menaka.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4ilina is used in the provinces.
[1.2] 5a pouring out. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6action de verser, de couler.
[1.8] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 23Fikambanana 4 amin' io teny io |
| Ohabolana | 24 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 25 idina |
| Sokajin-teny | 26 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
27Nom des jeunes plantes et notamment des jeunes plantes de riz, encore appelées : idim-bare : plants de riz semé d'abord en pépinière et qu'on repique ensuite, brin à brin, dans la rizière.
28Équivalent de ketsa en Imerina.. [Betsileo] [1.196] |
| Voambolana | 29 Haizavamaniry |
| Fivaditsoratra | 30 adiny, 31 diany, 32 idina, 33 inday, 34 India |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|