|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mangenagena |
| Fototeny | 2genagena |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mitondra moramora sy am-pitandremana amin' ny tanana: Mangenagena atody.
[1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Tsipelina hafa | 9managenagena |
| Teny iditra (2/2) | 10 mangenagenà |
| Fototeny | 11genagena |
| Sokajin-teny | 12 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mangenagena [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Tsipelina hafa | 13managenagenà |
| Fivaditsoratra | 14 mangenagenà, mangenagena |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05 |
|