|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 managenagena
Fototeny  2genagena
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mitondra moramora sy am-pitandremana amin' ny tanana: Managenagena atody. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :
8 Filaza mandidy :
Tovy hevitra  9mangenagena

Teny iditra (2/2)10 managenagenà
Fototeny  11genagena
Sokajin-teny  12 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao managenagena [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Tsipelina hafa  13mangenagenà

Fivaditsoratra  14 managenagena, managenagenà

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03