|
|
|
|

Teny iditra1 manetry tena
Singan-teny  2manetry, 3tena
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5tsy tia manambony tena, manambany tena fa tsy mba miavonavona. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6to humble oneself. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7s'humilier, être humble. [1.8]
Ohatra  8 Fa izay rehetra manandra-tena no haetry, ary izay manetry tena no hasandratra. [2.996]
Tovy hevitra  9mietry tena
Mpanahaka  10 manambanytena, 11 manaotsinontsinonanytena, 12 manaratsytenatoaombyhantsika, 13 manaratsytena, 14 manavazintena, 15 manivaivatena, 16 mietrytena, 17 mivazina

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31