|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mivazina (vazina)
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  Revo amin' ny zavatra iray ka tsy mahatandro ny voninahiny intsony [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4  S’adonner à quelque chose de toutes ses forces sans s’occuper de son honneur [1.3]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)9  mivazìna (vazina)
Sokajin-teny  10  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mivazina
Tsanganana sy sary iray takila  11  Ny matoantenin' ny mpanao mandidy rehetra

Fivaditsoratra  12  mivazina, mivizana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20