|
|
|
|

Teny iditra1 manentsin-tadiny
Singan-teny  2manentsina, 3tadiny
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5tsy mihaino na tsy miraharaha torohevitra na fananarana atao aminy. [1.1#615]
6manampin-tsofina, tsy mety mihaino na mody tsy mandre izay lazaina aminy. [1.1#904]
Fanazavàna teny anglisy  7to stop one's ears, to refuse to listen. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8se boucher les oreilles. [1.8]
Ohatra  9 Izay manentsin-tadiny tsy hihaino ny lalàna [2.996]
10 dia hanentsin-tadiny amin'ny marina izy ireo, fa hanongilan-tsofina amin'ny angano foana. [2.996]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12