|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 manentsina |
| Fototeny | 2tsentsina |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Manisy tsentsina na zavatra entina manampina ]oaka na vava lavaka na vava tavoahangy: Misy fako be manentsina ny lalana..
[1.1] 5manisy zavatra hanampenana lavaka. [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6boucher.
[1.13] |
| Ohatra |
7 Ny sakoitra ihany koa dia mety hiteraka asma, na manentsina ny tsinay
[2.424#]
8 Ny tsindrona inefatra omaly mbola nampian' ny roa aninkeo, ny nify injany minainaina, ny sisika nampidirin' i Vola talohan' ny niaingana injao mbola mizihitra sy manentsina. [2.4#] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 13Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|