|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 manenona |
| Fototeny | 2tenona |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Manao lamba amin' ny fampidipidirana ny kofehy izay mitsangana sy mitsivalana: Ny vehivavy taloha saika nahay nanenona daholo.
5Teny misy ifandraisany: mamoly, mamorovoro, manantsody, manalo, manira, mahandro, maneza, manantsody fanindroany. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6to weave.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7tisser.
[1.8] |
| Ohatra |
8 Tsy misy manenona lambamena moa any Antsihanaka.
[2.472]
|
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|