|
|
|
|

Teny iditra1 manenda-damba
Singan-teny  2manendaka, 3lamba
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5ilazana ny ataon' ny mpangalatra sy jiolahy manendaka ny lamban' ny mpandalo tojo azy. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12