|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 manendaka |
| Fototeny | 2endaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Manala ny hoditra, na ny sarona, na ny fono, izay rehetra mipetaka na miréikitra: Tsy menatra akory izy nanenda-damba an' io zaza kamboty io mba hanafiany ny zanany.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5to flay, to peel off.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6écorcher, dépouiller.
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 11manenda-damba |
| Fivaditsoratra | 12 manakenda, manakendà, 13 manendaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03 |
|