|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 mandresiarivo
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny frantsay  3nom d'un arbre. [1.3#528]
4(« qui peut en vaincre des milliers ») La terminaison -arivo ne s'appliquait qu'à ce qui avait trait à la royauté, aux seigneurs les plus puissants.
5C'est probablement un ficus (Moraceae).
6Voir mandresy.. [1.196]
Voambolana  7 Haizavamaniry

Teny iditra (2/2)8 Mandresiarivo
Sokajin-teny  9 anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana]
Ohatra  10 mandresiarivo no sampy ny izay nahatoky azy, ary ondrilahy niena makadiry no fanandrata'ny azy raha mankany an-tafìka, ny akoholahy niena koa [2.48]
Voambolana  11 Finoana
Tsanganana sy sary iray takila  12 Ny sampy taloha

Fivaditsoratra  13 Mandresiarivo, mandresiarivo

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03